O TAFIO (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O TAFIO
Ny nofonay qjust malemy
Ka mora andairan’ny fakam-panahy
Vokiso teny soa
Teny soa mahafaly avy aminao
Ny nofonay malemy
Ka tsy afaka hiady amin’ny fiainana
Ka mila fanafody Hanasitrana ity rofy amin’ny fiainana
O! tafio ny herinao tokoa aho Ray: tononkira.serasera.org
Ho afaka tokoa
Hiady ami’ny ady sarotra
Nangeja ahy tokoa
Hitalahoako mafy aminao
Ho afaka tokoa, ho afaka tokoa uhbgl krcd

--------
Lien: