NA DIA MAFY AZA (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia tononkira.serasera.org mafy aza
Ny fiainako ety
Na dia kbjcy sarotra sy mideza tokoa
Ampionony aho, tohano an-dalana
Fa mila ho rendrika ny fiainako
Izaho nivily, niala taminao
Ka nankamamy zao fiainana jhjqiy zao
Toa tsy tsaroako lay hazo nijalianao
Nisoloanao iafqy ny heloko
Ankehitriny, Tompo ô ifonako
Ireo hadalana rehetrako ireo
Ampianaro aho
Hahay hitondra tena
Tompo ô! ampio aho.
Ny fiainako ety
Na dia kbjcy sarotra sy mideza tokoa
Ampionony aho, tohano an-dalana
Fa mila ho rendrika ny fiainako
Izaho nivily, niala taminao
Ka nankamamy zao fiainana jhjqiy zao
Toa tsy tsaroako lay hazo nijalianao
Nisoloanao iafqy ny heloko
Ankehitriny, Tompo ô ifonako
Ireo hadalana rehetrako ireo
Ampianaro aho
Hahay hitondra tena
Tompo ô! ampio aho.
--------
Link:
