NA DIA MAFY AZA (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mafy aza
Ny fiainako ety
Na dia sarotra ksgfirlf sy mideza tokoa
Ampionony aho, tohano an-dalana
Fa mila ho rendrika ny fiainako
Izaho tononkira.serasera.org cnyua nivily, niala taminao
Ka nankamamy zao fiainana zao
Toa tsy tsaroako lay hazo fzlh nijalianao
Nisoloanao ny heloko
Ankehitriny, Tompo ô ifonako
Ireo hadalana rehetrako ireo
Ampianaro aho
Hahay hitondra tena
Tompo ô! ampio aho.
Ny fiainako ety
Na dia sarotra ksgfirlf sy mideza tokoa
Ampionony aho, tohano an-dalana
Fa mila ho rendrika ny fiainako
Izaho tononkira.serasera.org cnyua nivily, niala taminao
Ka nankamamy zao fiainana zao
Toa tsy tsaroako lay hazo fzlh nijalianao
Nisoloanao ny heloko
Ankehitriny, Tompo ô ifonako
Ireo hadalana rehetrako ireo
Ampianaro aho
Hahay hitondra tena
Tompo ô! ampio aho.
--------
Lien:
