FA RAHA LAVITRA ANAO (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao aho Ray fa mijaly
Ny fiainako marary raha lavitra Anao
Tolory ny tananao tononkira.serasera.org aho ka avoty
Fa mahantra loatra ny fiainako ety.
Fa raha lavitra Anao malahelo foana aho
Mba jerijereo aho ampio ho tafarina eomuxva indray
Aza manalavitra ahy Ianao vcbbhbra Tompo ô!
Ny fiainako marary raha tsy misy Anao
Tolory fitiavana yrxce aho ka ampianaro
Hitory isan’andro ny fitiavana

--------
Rohy: