FA RAHA LAVITRA ANAO (DIDY Alfa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza naiuzais avelanao aho Ray fa mijaly
Ny fiainako marary raha lavitra Anao
Tolory ny tananao aho ka avoty
Fa mahantra loatra ny fiainako ety.
Fa raha lavitra Anao malahelo foana aho
Mba jerijereo aho ampio ho tafarina indray
Aza manalavitra ahy Ianao Tompo ô!
Ny fiainako marary raha tononkira.serasera.org tsy misy Anao
Tolory gtfv fitiavana aho ka ampianaro
Hitory isan’andro ny sztu fitiavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DIDY Alfa
Visites : 4053
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sambilo
Date : 08/11/2004 23:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3419