FA RAHA LAVITRA ANAO (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tononkira.serasera.org avelanao bopiroa aho Ray fa mijaly
Ny fiainako marary raha lavitra Anao
Tolory ny tananao aho ka avoty
Fa ugejpmu mahantra loatra ny fiainako ety.
Fa raha lavitra Anao malahelo foana aho
Mba vmmsnqzl jerijereo aho ampio ho tafarina indray
Aza manalavitra ahy Ianao Tompo ô!
Ny fiainako marary raha tsy misy Anao
Tolory fitiavana aho ka ampianaro
Hitory isan’andro ny fitiavana
Ny fiainako marary raha lavitra Anao
Tolory ny tananao aho ka avoty
Fa ugejpmu mahantra loatra ny fiainako ety.
Fa raha lavitra Anao malahelo foana aho
Mba vmmsnqzl jerijereo aho ampio ho tafarina indray
Aza manalavitra ahy Ianao Tompo ô!
Ny fiainako marary raha tsy misy Anao
Tolory fitiavana aho ka ampianaro
Hitory isan’andro ny fitiavana
--------
Link:
