TOMPO O ! MIANDRANDRA ANAO (Daniel RANOASON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo  ô !  Miandrandra anao  izahay
Be  ny  ahiahy mahazo  anay  aty
Ô Jereo  ka  iaraho Jeso ô ny  fanahy
Masinao mba  hiarao  ny  fianianay  Tompo ô

Réf :
Tompo  ô  henoy  ny  vavakay Jeso  
Sy ny  fangatahinay Jeso
Ny fitiavanay  anay Jeso  
Asehoy  eo  imasonay ka iraho

2-Be ny zavatra manimba  anay
Nefa matoky ny fitiavanao izahay
Ka iraho Jeso  ô ny  Fanahy Masinao
Hampahery ny  Fiangonanao Tompo ô.

3-Tompo ô  aoka  ho -hovimbininao
Ity  firenena ity ny tanidrazanay ô tahio
Ka iraho  Jeso  ô ny  fanahy Masinao
Mba hitahy  ny firenenay  Tompo ô.

Daniel RANOASON.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Daniel RANOASON
Vangy : 2987
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/12/2007 09:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733