You are here: home > Tononkira > Daniel RANOASON

TARIGETRA SOA (Daniel RANOASON)

Dô dia D

1-Fiaraha-midika no ilaina
Ho amin’ny fampandrosoana
Raha tiana tsy ho very maina
‘Zay rehetra atao nohon’ny fiantsoana

Isan’andinny:

Tarigetra soa iaraha-mitana:
“Ny fitiavana sy ny asa tsara (no)
Aseho mandritry ny androm-piainan-tsika
Mandrampitononkira.serasera.orgverenan’i Jeso hitsara antsika!

2-Ilay fifankatiavan-tsika
No toy ny solika fitaiza
Izay koloina tsy ho ritra
Fa asehon-tsika hatrany n’aiza n’aiza,

3-Ny asa tsara izay takiana
Sy miandry antsik’eo anoloana
Dia tsy ho vita mora foana
Raha toa tsy misy ny firaisan-kina

Dany RANOA 2001

Mpihira : Daniel RANOASON
Mpamaky : 205
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FanjaAndriamanoa
Tamin'ny : 24/05/2020 16:25:54
ID : 12769

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo