You are here: home > Tononkira > Daniel RANOASON

AMPAHEREZONAO NY FOKO (Daniel RANOASON)

Dô dia D

1-Ny foko trotraka
Noho ny adiko
Mitady Anao Jeso!
Ampaherezonao
Fa mila ho kivy ‘zany fo,
Ampaherezonao!
Ny foko e,
Ttohano re Jeso!
(Ampaherezonao)

Isan’andininy:

Na mafy aza ny ady ety…!
Ampaherezonao, ny fTsiky dia ampyoko (mba)
Mba ho mpandresy!
Ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy tahaka Anao!

2-Ny foko valaka
Mtady tanjona
Eo Aminao, Jeso!
Ampaherezonao
Sao tsy mba ho tody ao
Am-pitsaharanao, Jeso!
Ny foko e!
Tohano re, Jeso !
(Ampaherezonao Jeso)

Dany Ranoa 1980

Mpihira : Daniel RANOASON
Mpamaky : 222
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FanjaAndriamanoa
Tamin'ny : 24/05/2020 16:25:59
ID : 12768

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo