You are here: home > Tononkira > Daniel RANOASON

VONINAHITRA (Daniel RANOASON)

Dô dia A

Voninahitra! Ho an’Andriamanitra! O!....
Voninahitra! Ho an’Andriamanitra!

Ary Fiadanana ety ambonin’ny tany!
(fiadanana)
Ho an’tononkira.serasera.orgny olona ‘zay ankasitrahana
Jesosy re no nateraka
Anio ho fiadanana ho anao
(Haleloia, Derao)
Jeso ‘Lay Mesia teraka ho anao
Olom-bery ka Haleloia
Amen

Dany RANOA 1972

Mpihira : Daniel RANOASON
Mpamaky : 202
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FanjaAndriamanoa
Tamin'ny : 24/05/2020 16:26:03
ID : 12767

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo