You are here: home > Tononkira > Daniel RANOASON

VONONA AHO (Daniel RANOASON)

Dô dia D

1-Hitsangan’aho ry Tompoko
Handresy izao tontolo izao, (eny!)
Tsy ho menatr’aho fa anilanao! (‘zay)
‘Zay fahavalo ho tantiko!

Isan’andininy:
Vonona aho ho tafikao!
Finoana rTsiky dia ampye no ampingako (koa)
Fanantenana sy Fitiavana
‘Reo no fanoitra ‘zay hanainga ahy!

2-Fantatro tsara ny diako
Ratra sy loza no miandry ahy, (eny!)
Ekeko izany! fa Ianao (no)
No Andriko ka handroso aho!

Dany RANOA 1977

Mpihira : Daniel RANOASON
Mpamaky : 228
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : FanjaAndriamanoa
Tamin'ny : 24/05/2020 16:26:08
ID : 12766

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo