NY FIFANKATIAVANAY (Daniel RANOASON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dô dia F

1-Maminay loatra re ireo torolàlana
‘Zay nomenao anay, ry Jeso Fitiavana
Olom-boafidinao sady irakao ‘zahay
Eto anivon’ny tontolo iainanay!

Isan’andininy:

Ny fifankatiavanay no hahalalana
Sy hahafantaran’ny olona fa mpianatrao‘zahay
‘ Zany no toetra soa knkujkcl hanehoanay fahazavana
Eto anivon’ny tontolo iainanay!

2-Anoloan’ny asa izay anirahanao anay
Dia ny firaisan-kina no liana anananay
Didy vaovao Jeso ny ifankatiavanay
Eto tbbx anivon’ny tontolo iainanay!

3-Fifaliana ho anay, ry Jeso Mpanjakanay
Ny hanoa sy hankatoa ‘zay atoronao anay.
Nefa koa tononkira.serasera.org aok’Ianao onmz hiara-dàlana aminay
Eto anivon’ny tontolo iainanay!

Dany RANOA 2008

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Daniel RANOASON
Vangy : 1093
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanjaAndriamanoa
Daty : 24/05/2020 18:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313