NY FIFANKATIAVANAY (Daniel RANOASON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dô dia zhaq F
1-Maminay loatra tononkira.serasera.org re ireo torolàlana
‘Zay nomenao anay, ry Jeso Fitiavana
Olom-boafidinao sady irakao ‘zahay
Eto anivon’ny tontolo iainanay!
Isan’andininy:
Ny fifankatiavanay no hahalalana
Sy hahafantaran’ny olona fa mpianatrao‘zahay
‘ Zany no toetra ribn soa hanehoanay fahazavana
Eto anivon’ny tontolo iainanay!
2-Anoloan’ny asa izay anirahanao anay
Dia ny firaisan-kina no liana anananay
Didy vaovao Jeso ny ifankatiavanay
Eto anivon’ny tontolo iainanay!
3-Fifaliana ho anay, ry Jeso Mpanjakanay
Ny hanoa sy hankatoa ‘zay atoronao anay.
Nefa koa npkm aok’Ianao hiara-dàlana aminay
Eto anivon’ny tontolo iainanay!
Dany RANOA 2008

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Daniel RANOASONVisites : 940
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FanjaAndriamanoa
Date : 24/05/2020 18:26