Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avia Neny tiako (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia Neny tiako eto am-pofoako
Eto an-tsandriko ankavia mba akaiky ny foko
Etsy (2) ho esoriko ireo volofotsy
Hitantarako angano ianao sady arahako rotsirotsy
O o o....
Ny adidy tsy efanao mbola tianao ho tohizana
Tsy mahatsiaro fahanterana tsy depitndi mahalala vizana
Mikisakisaka hita ho torovana aok’izay
F’ianao ’lay niaro indray no mba mila eqfdadx fiharovana
O o o....
Avia neny tiako f’aza miahiahy
Ny ataoko anie sombin’ny vitanao hatrizay
Etsy ho tantanako fa efa lanaka
Ny aina no (2) matezà f’ifampitaiza isika gapw mianaka
O tononkira.serasera.org o o.....
DADAH

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dadah RabelVangy : 10437
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hasina
Daty : 30/10/2003 08:30