VOANKAZON’NY Fanahy (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1
Tompo inty aho amboary ho Anao
Fa te hamoa hatrany hatrany aho ho Anao
Ny Fiainako dia tiako mba flqkg ho Anao
Izay rehetra ataoko tiako ho tantananao
Ref
Indro ny tananao ( Fa mitsotra hanadio ahy )
Mba Raiso aho ho Anao ( Indro ny foko honenanao )
Ny Fiadananao ( Handrakotra ny fiainanay )
Ary hamaka anatiko ao, pjgqtin ka hamoa sy hitoetra aho eo akaikinao
And2
Fanahy mahery ao anatiko aho
Oh gkvxtrbi velomy hatrany ny mpanomponao
Mba ho tena voankazo avy aminao
Ka hiroborobo anaty hatsaranao
Ka hamoha tononkira.serasera.org sy hitoetra hamaka tsara hiroborobo eo akaikinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CMJVangy : 141
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 02/07/2026 11:39