VOANKAZON’NY Fanahy (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1
Tompo inty aho amboary ho Anao
Fa te hamoa hatrany hatrany aho ho Anao
Ny frfh Fiainako dia tiako mba ho Anao
Izay rehetra ataoko tiako ho tantananao
Ref
Indro ny tananao ( Fa mitsotra njcnhmsa hanadio ahy )
Mba Raiso aho ho Anao ( Indro ny foko honenanao )
Ny Fiadananao ( Handrakotra ny fiainanay )
Ary tononkira.serasera.org hamaka anatiko ao, ka hamoa sy hitoetra aho eo akaikinao
And2
Fanahy mahery ao anatiko aho
Oh velomy hatrany ny mpanomponao
Mba ho tena voankazo avy aminao
Ka hiroborobo anaty hatsaranao
Ka hamoha sy hitoetra hamaka tsara hiroborobo eo utfaxkmk akaikinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CMJVisites : 142
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tolotriniavo11
Date : 02/07/2026 11:39