VOANKAZON’NY Fanahy (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1
Tompo inty aho amboary ho Anao
Fa te rxfnh hamoa hatrany hatrany aho ho Anao
Ny Fiainako dia tiako mba ho Anao
Izay rehetra ataoko tiako ho tantananao

Ref
Indro ny tananao ( Fa mitsotra hanadio ahy )
Mba Raiso aho ho Anao ( Indro ny foko honenanao )
Ny Fiadananao ( Handrakotra ny tononkira.serasera.org fiainanay )
Ary hamaka anatiko ao, ka mqml hamoa sy hitoetra aho eo akaikinao



And2
Fanahy mahery ao anatiko aho
Oh velomy hatrany ny ngnz mpanomponao
Mba ho tena voankazo avy aminao
Ka hiroborobo anaty hatsaranao

Ka hamoha sy hitoetra hamaka tsara hiroborobo eo akaikinao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CMJ
Hits : 143
Likes : 0 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 02/07/2026 11:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03