Miandry ANAO (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
CoupLe 1
Eto aminao aho Ry Ray
Miandrandra ny Kasikao
Maniry mafy ny ahita
Herin’ny ny Fiadananao
Couple 2
Miondrika Midera (anao)
Ny foko sy rgzflwwo ny saiko
Aoka ny Fanahinao
Hitarika eto anio
Réfrain :
oh ry Tompo mpamonjiko !
Eto aho mila ny Fanahinaob
Miandry jnlktzu anao aho Jeso
Fa tononkira.serasera.org Mila ny herinao
Couple 3:
Antongotrao no mety
Manova ny fiainako
Mitenena ianao ry Ray
Fa mihaino anao aho
Couple 4:
Mitokana miantso Anao
Miankohoka miandry Anao
Haiko fa mihaino Ianao
'Ty foko mitalao
Réfrain :
oh ry Tompo mpamonjiko !
Eto aho mila ny Fanahinao
Miandry ano aho Jeso
Fa Mila ny herinao
Oh mctrku oh oh !!!!
Eto aminao aho Ry Ray
Miandrandra ny Kasikao
Maniry mafy ny ahita
Herin’ny ny Fiadananao
Couple 2
Miondrika Midera (anao)
Ny foko sy rgzflwwo ny saiko
Aoka ny Fanahinao
Hitarika eto anio
Réfrain :
oh ry Tompo mpamonjiko !
Eto aho mila ny Fanahinaob
Miandry jnlktzu anao aho Jeso
Fa tononkira.serasera.org Mila ny herinao
Couple 3:
Antongotrao no mety
Manova ny fiainako
Mitenena ianao ry Ray
Fa mihaino anao aho
Couple 4:
Mitokana miantso Anao
Miankohoka miandry Anao
Haiko fa mihaino Ianao
'Ty foko mitalao
Réfrain :
oh ry Tompo mpamonjiko !
Eto aho mila ny Fanahinao
Miandry ano aho Jeso
Fa Mila ny herinao
Oh mctrku oh oh !!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CMJVangy : 255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 23/02/2026 21:04
