Miandry ANAO (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
CoupLe 1
Eto aminao aho Ry Ray
Miandrandra ny Kasikao
Maniry mafy ny ahita
Herin’ny ny Fiadananao
Couple 2
Miondrika Midera (anao)
Ny foko sy ny saiko
Aoka ny Fanahinao
Hitarika eto anio
Réfrain :
oh ry Tompo mpamonjiko !
Eto ohls aho mila ny Fanahinaob
Miandry gkdtpkal anao aho Jeso
Fa Mila ny herinao
Couple 3:
Antongotrao no mety
Manova ny fiainako
Mitenena ianao ry Ray
Fa mihaino anao aho
Couple 4:
Mitokana miantso Anao
Miankohoka miandry Anao
Haiko fa mihaino tononkira.serasera.org Ianao
'Ty foko mitalao
Réfrain :
oh ry Tompo mpamonjiko blpqun !
Eto aho mila ny Fanahinao
Miandry ano aho Jeso
Fa Mila ny herinao
Oh oh oh !!!!
Eto aminao aho Ry Ray
Miandrandra ny Kasikao
Maniry mafy ny ahita
Herin’ny ny Fiadananao
Couple 2
Miondrika Midera (anao)
Ny foko sy ny saiko
Aoka ny Fanahinao
Hitarika eto anio
Réfrain :
oh ry Tompo mpamonjiko !
Eto ohls aho mila ny Fanahinaob
Miandry gkdtpkal anao aho Jeso
Fa Mila ny herinao
Couple 3:
Antongotrao no mety
Manova ny fiainako
Mitenena ianao ry Ray
Fa mihaino anao aho
Couple 4:
Mitokana miantso Anao
Miankohoka miandry Anao
Haiko fa mihaino tononkira.serasera.org Ianao
'Ty foko mitalao
Réfrain :
oh ry Tompo mpamonjiko blpqun !
Eto aho mila ny Fanahinao
Miandry ano aho Jeso
Fa Mila ny herinao
Oh oh oh !!!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CMJHits : 331
Likes : 0 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 21:04
