Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zanaka Adala (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka Adala
Nde hiverina zjac ho any aminao aho Zanahary Ray
Nde hiverina avelao 'reo nolzxhs ratsy fanaoko taloha
Hadinoy ireo heloka vita natao hatrizay....
Hadinoy f'ianao indray no hitarika ahy eo aloha
Efa ela nikasa hiverina anefa voafatotra
Voafatotra mafy voagejan'ilay Satana
Nefa hiezaka mafy yzvxebf ny hiala na dia hoe sarotra
F'efa io tononkira.serasera.org f'efa atoronao ahy ny lalan-kombana
Raiso aho Jesô, raiso aho Jesô
Raiso ento ho anao
Ireo heloko, ireo heloko
Ry Tompo avelao
Efa ela niaretana ka mba mitady
ny hiova amin'izay
Raiso ho anao Jesô, raiso ho anao aho
Mandrakizay
A/C Vahatra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Sedera AmbalavatoVangy : 466
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : todinirinaelie
Daty : 10/07/2025 18:00