Zanaka Adala (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka Adala
Nde hiverina ho any aminao aho Zanahary Ray
Nde hiverina avelao 'reo ratsy fanaoko taloha
Hadinoy ireo heloka vita natao hatrizay....
Hadinoy f'ianao indray no hitarika ahy eo aloha
Efa ela nikasa hiverina anefa voafatotra
Voafatotra mafy voagejan'ilay Satana
Nefa hiezaka mafy ny zuwgidtp hiala na dia cune hoe sarotra
F'efa io f'efa atoronao ahy ny lalan-kombana
Raiso aho Jesô, raiso aho Jesô
Raiso ento ho anao
Ireo heloko, ireo heloko
Ry Tompo avelao
Efa ela niaretana ka tononkira.serasera.org mba mitady
ny hiova amin'izay
Raiso ho dskt anao Jesô, raiso ho anao aho
Mandrakizay
A/C Vahatra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Sedera AmbalavatoVisites : 465
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : todinirinaelie
Date : 10/07/2025 18:00