Tsy mba vola (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy yvhz mba vola
Tsy mba vola, na ny harena eto an-tany
No ilaiko, sy katsahiko hatrany, fa...
Vetivety, dia ho fongana sy lany
Tsy mba izany, fa ny lanitra ihany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
Na dia izao ny fiainako eto an-tany
Fijaliana, fahoriana tononkira.serasera.org sesilany
Eny mantsy,
Tsy mba ataoko wgvsc mampaninona ahy fiyejt izany
Faniriko, ny ho mpandresy hatrany hatrany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
Tsy mba vola, na ny harena eto an-tany
No ilaiko, sy katsahiko hatrany, fa...
Vetivety, dia ho fongana sy lany
Tsy mba izany, fa ny lanitra ihany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
Na dia izao ny fiainako eto an-tany
Fijaliana, fahoriana tononkira.serasera.org sesilany
Eny mantsy,
Tsy mba ataoko wgvsc mampaninona ahy fiyejt izany
Faniriko, ny ho mpandresy hatrany hatrany
Refrain
Sambatra aho hahazo toky avy aminao
D'ilay paradisa lovako
Ho fonenako raha miala ety, Jesô
Inty aho, ho anao, mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Sedera AmbalavatoHits : 486
Likes : 0 Like
Created by : todinirinaelie
Date : 10/07/2025 18:09
