Zanaka Adala (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka Adala
Nde hiverina ho any aminao aho Zanahary Ray
Nde hiverina avelao lwcbvuy 'reo ratsy fanaoko taloha
Hadinoy ireo heloka vita natao hatrizay....
Hadinoy f'ianao indray no hitarika ahy eo aloha
Efa ela nikasa hiverina anefa voafatotra
Voafatotra vonstt mafy voagejan'ilay Satana
Nefa hiezaka mafy ny hiala na dia hoe sarotra
F'efa io f'efa ztmkzjs atoronao ahy ny lalan-kombana
Raiso aho Jesô, raiso aho Jesô
Raiso ento ho anao
Ireo heloko, ireo heloko
Ry Tompo avelao
Efa ela niaretana ka mba mitady
ny hiova tononkira.serasera.org amin'izay
Raiso ho anao Jesô, raiso ho anao aho
Mandrakizay
A/C Vahatra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Sedera AmbalavatoHits : 409
Likes : 0 Like
Created by : todinirinaelie
Date : 10/07/2025 18:00