Fehin'ny fifankatiavanay (Chorale Sedera Ambalavato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hifandray tanana, sy xybs hifampitantana
Hiara-hampahery ireo havana
Nozohim-pahoriana handairana hakiviana
Ho fehin'ny fifankatiavanay
Ref:
Fa tsinontsinona izahay raha mihoatra aminao Ray
Fa izay kely anananay tononkira.serasera.org no indro atolotray
Mba hanehoanay, fa mpianatrao 'zahay
Raha toa mifankatia...
Dia hifanolon-tanana, sy hifampitantana...
Ho fehin'ny fifankatiavanay

2- Ny fonay falifaly, no entinay mamaly
Ny antson'ireo namanay, izay mifaly
Fa aoka hiara-paly @izay mifaly...
Ho fehin'ny fifankatiavanay.
Ref...

A/C lsuhne Vahatra       (c) fapvoxw Rina Rnt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Sedera Ambalavato
Vangy : 1091
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : todinirinaelie
Daty : 03/04/2020 19:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.224