Rainay ô! (Chorale Sedera Ambalavato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba henoy, fa miantso anao 'zahay, omeo ny famindrampo
Mba ekeo ry Tsitoha
Refrain:
Rainay 'zay, any an-danitra any, masina anie Ianao
Rainay 'zay, any an-danitra any, raiso ny vavakay

Mba henoy, ny hiranay misandratra, 'zay makany an-danitra any
'zay mandrakotra ny tany
Mba diovy, ny fonay mba hihavao, ka hifankatia 'zahay izao
Hifankatia re, zahay izao

Rainay 'zay, any an-danitra any, masina anie Ianao
Rainay 'zay, any an-danitra any, raiso ny vavakay

Na dia vitsy aza, izahay eto izao, maintso ny anaranao
Ho tronin'ireo, 'reo anjely masinao
Masina Ianao, masina Ianao (4x)

Rainay ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba henoy, fa miantso anao 'zahay, omeo ny famindramponao
Mba ekeo izao
Ref x2..........
Raiso ny vavakay, raiso ny vavakay

Arr: RATIANASOLO Henri Aimée (c) Rina Rnt
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Sedera Ambalavato
Vangy : 222
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : todinirinaelie
Daty : 06/10/2023 14:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.14