Jesosy mandigny anao (Chorale Sedera Ambalavato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy mandigny anao

Aia agnareo ma ry longo
Ity misy hafatsy maika e!
Devoly 'zao tsa misôma
Fa 'zay tratragny avao da magnefa
Jesosy raiky avao ro afaky hagnampy anao dieny izao
Jesosy raiky avao ro afaky hagnampy anao dieny izao
Tandrineso ro hafagny maiky mikaike hoe
Molia molia izao

Refrain
Molia ry aba, molia ry endre e!
Jesosy mandigny anao, efa elaela tokoa izao ka,
Molia e,....

Jesosy mandigny anao
Jesosy mandigny anao
Jesosy mandigny anao, avia mipolia malaky izao
Jesosy mandigny anao
Jesosy mandigny anao
Jesosy mandigny anao, avia mipolia malaky izao
Aia e.......!!
A/C Rina Rnt
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Sedera Ambalavato
Visites : 142
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : todinirinaelie
Date : 10/07/2025 18:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0796