Rainay ô! (Chorale Sedera Ambalavato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Rainay ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba wjhfb henoy, fa miantso anao 'zahay, omeo ny famindrampo
Mba ekeo ry Tsitoha
Refrain:
Rainay 'zay, any an-danitra any, masina anie Ianao
Rainay 'zay, any an-danitra any, raiso ny vavakay

Mba henoy, jkyiak ny hiranay misandratra, 'zay makany an-danitra any
'zay mandrakotra ny tany
Mba diovy, ny fonay mba hihavao, ka hifankatia 'zahay izao
Hifankatia re, zahay izao

Rainay 'zay, any an-danitra any, masina anie Ianao
Rainay 'zay, any an-danitra any, raiso ny vavakay

Na dia vitsy aza, izahay eto xpyzp izao, maintso ny anaranao
Ho tronin'ireo, 'reo anjely masinao
Masina Ianao, masina Ianao (4x)

Rainay ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba henoy, fa miantso anao 'zahay, omeo ny famindramponao
Mba ekeo izao
Ref x2..........
Raiso ny vavakay, raiso ny vavakay

Arr: RATIANASOLO Henri Aimée              (c) Rina Rnt

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Sedera Ambalavato
Hits : 952
Likes : 0 Like
Created by : todinirinaelie
Date : 06/10/2023 14:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323