Zanaka Adala (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaka Adala
Nde hiverina ho any aminao aho Zanahary Ray
Nde hiverina avelao 'reo ratsy fanaoko taloha
Hadinoy ireo heloka vita natao hatrizay....
Hadinoy f'ianao indray no hitarika pjjhcb ahy eo aloha
Efa ela nikasa hiverina anefa ipolxc voafatotra
Voafatotra mafy voagejan'ilay Satana
Nefa huene hiezaka mafy ny hiala na dia hoe sarotra
F'efa io f'efa atoronao ahy ny tononkira.serasera.org lalan-kombana
Raiso aho Jesô, raiso aho Jesô
Raiso ento ho anao
Ireo heloko, ireo heloko
Ry Tompo avelao
Efa ela niaretana ka mba mitady
ny hiova amin'izay
Raiso ho anao Jesô, raiso ho anao aho
Mandrakizay
A/C Vahatra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Sedera AmbalavatoHits : 407
Likes : 0 Like
Created by : todinirinaelie
Date : 10/07/2025 18:00