Rainay ô! (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba henoy, fa miantso anao 'zahay, omeo ny famindrampo
Mba ekeo ry Tsitoha
Refrain:
Rainay 'zay, any an-danitra any, masina anie Ianao
Rainay 'zay, any an-danitra any, raiso ny vavakay
Mba henoy, ny hiranay orkgl misandratra, 'zay makany an-danitra any
'zay mandrakotra ny tany
Mba diovy, ny fonay mba hihavao, ka hifankatia 'zahay izao
Hifankatia re, zahay izao

Na dia vitsy aza, izahay tononkira.serasera.org eto izao, maintso ankxztw ny anaranao
Ho jevpwpmu tronin'ireo, 'reo anjely masinao
Masina Ianao, masina Ianao (4x)

Mba henoy, fa miantso anao 'zahay, omeo ny famindramponao
Mba ekeo izao
Ref x2..........
Raiso ny vavakay, raiso ny vavakay
Arr: RATIANASOLO Henri Aimée (c) Rina Rnt

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Sedera AmbalavatoHits : 890
Likes : 0 Like
Created by : todinirinaelie
Date : 06/10/2023 14:59