Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rainay ô! (Chorale Sedera Ambalavato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba henoy, fa miantso anao 'zahay, omeo ny famindrampo
Mba ekeo ry Tsitoha
Refrain:
Rainay 'zay, any an-danitra any, masina anie Ianao
Rainay 'zay, any an-danitra any, raiso ny vavakay
Mba henoy, ny hiranay misandratra, 'zay makany an-danitra any
'zay mandrakotra ny tononkira.serasera.org tany
Mba diovy, ny fonay mba hihavao, ka hifankatia 'zahay izao
Hifankatia re, zahay izao

Na dia vitsy aza, izahay eto izao, maintso ny anaranao
Ho tronin'ireo, 'reo anjely masinao
Masina Ianao, masina Ianao (4x)
Rainay cjdezjyc ô, indreto izahay, zanakao vory eto izao, mivavaka aminao
Mba qnrupabb henoy, fa miantso anao 'zahay, omeo ny famindramponao
Mba ekeo izao
Ref x2..........
Raiso dhdc ny vavakay, raiso ny vavakay
Arr: RATIANASOLO Henri Aimée (c) Rina Rnt

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Sedera AmbalavatoVisites : 951
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : todinirinaelie
Date : 06/10/2023 14:59