TOVY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tovy ry tsitoha izay sitraponao
Mety tononkira.serasera.org hahafaly ny fo
Mety hahory ihany koa
Fa tovy aminay izay tianao atao
Ho voazaha toetra scotu Aminao

2. Raha finoako Anao Jesoa
Mino aho mino aho mino aho mino zligf aho
Ka na inona hiseho ety, akipiko ny masoko
Jesoa no banjiniko, Jesoa no mpamonjiko

Refrain
Ny llms mankatoa ny teninao soa
Tsy ahadiso izay safidy atao
Hamatsy hery, tsy hamely irery
Hikendry izay hahasoa anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 479
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 09/12/2023 16:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346