Miantso anao (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Miantso anao ilay Tompo tiaMiantso anao o modia
Miantso anao o avia
Miantso anao miantso anao ho doria
2.Ny fahotana vita tety
Dia latsa paka mafy ery
O miverena o modia
Fa Jesoa be fitia tena tia
Ref.
Ny fitiavana avy aminy
Hery soa
Mampiray
Dia fitiavana avy aminy
Koa raiso re mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 12/10/2014 18:42