Matokia (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia Ahy ianao hoy Ianao,
Ka manaova soa dia ho faly amin’ny fahamarinana
Miravoa noho ny amiko ianao hoy Ianao,
Dia omeko anao izay hirin'ny fonao.

Chœurs : Mmh mmh mmh mmh

Ankino amiko ny ugkf làlanao hoy Ianao,
ary matokia fa hataoko tanteraka. hzamulot
Hataoko mamirapiratra tononkira.serasera.org toy ny mazava ianao
Miorena tsara, manàna fanantenana.

Chœurs : Mmh mmh mmh iljyhvb mmh

Matokia Ahy ianao hoy Ianao,
Ka manaova soa dia ho faly amin’ny fahamarinana
Miravoa noho ny amiko ianao hoy Ianao,
Dia omeko anao izay hirin'ny fonao.

Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Vangy : 91
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 22:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029