Matokia (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia Ahy frxc ianao hoy Ianao,
Ka manaova soa dia ho faly amin’ny fahamarinana
Miravoa noho ny amiko ianao hoy Ianao,
Dia omeko anao izay hirin'ny fonao.

Chœurs : Mmh mmh mmh mmh

Ankino amiko ny làlanao hoy Ianao,
ary matokia fa hataoko tanteraka.
Hataoko mamirapiratra toy ny mazava ianao
Miorena tsara, manàna fanantenana.

Chœurs : Mmh mmh mmh mmh

Matokia Ahy ianao hoy Ianao,
Ka manaova soa sixpleul dia ho faly amin’ny fahamarinana
Miravoa noho ny amiko ianao hoy Ianao,
Dia omeko anao izay hirin'ny tononkira.serasera.org cemjho fonao.

Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Visites : 169
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Thierry71
Date : 08/08/2026 22:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9922