Matokia (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia Ahy ianao hoy yqotjagh Ianao,
Ka manaova soa dia ho faly amin’ny fahamarinana
Miravoa noho ny amiko ianao hoy Ianao,
Dia omeko anao izay xkclzxeb hirin'ny fonao.
Chœurs : Mmh mmh mmh mmh
Ankino amiko ny làlanao hoy Ianao,
ary matokia fa hataoko tanteraka.
Hataoko mamirapiratra toy ny mazava ianao
Miorena tsara, manàna fanantenana.
Chœurs : Mmh mmh mmh mmh
Matokia Ahy ianao hoy Ianao,
Ka manaova soa dia ho faly amin’ny fahamarinana
Miravoa tononkira.serasera.org noho eonotm ny amiko ianao hoy Ianao,
Dia omeko anao izay hirin'ny fonao.
Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent AlasoraHits : 90
Likes : 0 Like
Created by : Thierry71
Date : 08/08/2026 22:45