Aiza ny Tananao (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
alvtaot Fa mihatery ny làlana hombako
Tompo mahery Ianao no iandrandrako e
Aiza ny tananao hanafaka ahy moramora an
Fa mbola osa ity tenako ry Tompo
Matoa miavosa ny ota ato am-poko e
Aiza ny tananao hanaisotra izao geja izao

Refrain :
Kotsa ny masoko indraindray    i ô ô ô i a e
Fa mila anao ny fiainanay  tononkira.serasera.org         i ô ô ô i a e
Tompo ô ny tananao mahery
Ity zandrinao tantano tsy ho very
Ka aza ariana fa matahotra aho raha irery

Fa na hazava ary Tompo ny haizim-pito
Ny làlanao ihany anie no itokiako
Aiza ny tananao tazomy aho fa sao dia miala an
Indraindray toa beebww kely tokoa ny fahalalàko
Matoa mandrendrika wfkp ahy ny hadalako e
Aiza ny tananao hofihiniko fa maty anie aho

Refrain :
Kotsa ny masoko indraindray    i ô ô ô i a e
Fa mila anao ny fiainanay          i ô ô ô i a e
Tompo ô ny tananao mahery
Ity zandrinao tantano tsy ho very
Ka aza ariana fa matahotra aho raha irery


Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora
Visites : 5
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Thierry71
Date : 08/08/2026 22:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426