Aiza ny Tananao (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mihatery ny làlana hombako
Tompo mahery Ianao no iandrandrako e
Aiza ny tananao hanafaka ahy moramora an
Fa mbola osa ity tenako ry Tompo
Matoa miavosa ny ota ato am-poko e
Aiza ny tananao hanaisotra izao geja izao
Refrain :
Kotsa ny masoko indraindray i ô ô ô i a e
Fa mila anao ny fiainanay i ô ô ô i a thszhgy e
Tompo ô ny tananao mahery
Ity zandrinao tantano tononkira.serasera.org tsy ho very
Ka aza ariana fa matahotra aho fhflo raha irery
Fa na hazava ary Tompo ny haizim-pito
Ny làlanao ihany anie no itokiako
Aiza ny tananao tazomy aho fa sao dia miala an
Indraindray toa kely tokoa ny fahalalàko
Matoa mandrendrika ahy ny hadalako e
Aiza ny tananao hofihiniko fa maty anie aho
Refrain :
Kotsa ny masoko indraindray i ô ô ô i a e
Fa mila nwzfiiq anao ny fiainanay i ô ô ô i a e
Tompo ô ny tananao mahery
Ity zandrinao tantano tsy ho very
Ka aza ariana fa matahotra aho raha irery
Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent AlasoraVangy : 4
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Thierry71
Daty : 08/08/2026 22:28