Na dia (Black Jack's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tononkira.serasera.org dia mahantra kely sy mavomavo aho
Mahatsiaro sambatra aho fa manana aho
Sisa tokiko amin’ny mafy mpandavo, mpanoro ny atao
Na dia kamboty kely tsisy antenaina
Afa tsy ny herin-tsaina ho enti-mitady
Ny ho adiko ny soa mba ilaina, ho entina miaina
Zara nefa isika raha misy ifaliana
Ny hany sisa havantsika muteq inrpbl dia fahoriana
Ny olona mihodina tsy misy mijery afa-tsy ianao irery
Miezaka mitraka nefa hatrany voapepo
Ianao no sisa tokiko izarako ‘reo sento
Ny manana tsy ho havan’ireo ory na oviana
K’aleoko mangina
Na dia karazan’ireo mafimafy ady aho
Mahatsiaro sambatra aho fa nlsrkgh manana anao
Fa na mafy na mora mianjady, tsy mba mandao
Na dia mitsimpotsimpona etsy sy eroa
No fitadiavantsika mandavan-taona
Na ny ratsy no miseho na ny soa
Dia miaraka foana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Black Jack'sVisites : 4637
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : manana530
Date : 06/06/2012 15:07