Na dia (Black Jack's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jyluvj Na dia mahantra kely sy mavomavo aho
Mahatsiaro sambatra aho fa manana aho
Sisa tokiko amin’ny mafy mpandavo, mpanoro ny atao
Na dia kamboty kely tsisy antenaina
Afa tsy ny herin-tsaina ho enti-mitady
Ny ho adiko ny soa mba ilaina, ho entina miaina
Zara nefa isika raha misy ifaliana
Ny hany tononkira.serasera.org sisa havantsika dia fahoriana
Ny olona mihodina tsy misy mijery afa-tsy ianao irery mnmzrg
Miezaka mitraka nefa hatrany voapepo
Ianao no sisa tokiko izarako ‘reo sento
Ny manana tsy ho havan’ireo ory na oviana
K’aleoko rknl mangina
Na dia karazan’ireo mafimafy ady aho
Mahatsiaro sambatra aho fa manana anao
Fa na mafy na mora mianjady, tsy mba mandao
Na dia mitsimpotsimpona etsy sy eroa
No fitadiavantsika mandavan-taona
Na ny ratsy no miseho na ny soa
Dia miaraka foana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Black Jack'sHits : 4637
Likes : 0 Like
Created by : manana530
Date : 06/06/2012 15:07