Ho anao (Black Jack's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao tononkira.serasera.org ve hadalana sa ditra ?
Vitan-dratsy sa koa vatsy efa ritra
Ireny zaza ireny toa mirenireny
Sao dia kosa hoy aho tsy fidiny intsony
Ny fahantrany ka hitafiany gony
Mitady sakafo amin’ny zoju fanariam-pako
O anaka aoka ianao tsy hitsara amin’izay tsy ho tsaraina
Eto ianao dia miadana tsara ka afaka misaina
Ny toeranao tsy toerany akory, andeha re matory
Rahampitso ianao mbola hifoha maraina hamonjy sekoly
Tsy vitany ary tsisy hadalàna, manaova ianao mafàna
Ny andro maizim-be sahady, ny hatsiaka efa jmur ho avy
Moa ianao koa sao manavy,
Any aoriana any e, ho hainao izany
Lany efktq henatra ve sa tia tena
Ity vehivavy mpivaro-tena
Handeha hanakalo tena amin’ny mpandalo
Tsy fidiny azy angamba fa tsy hakamoana
Fa ilay zanany ao koa mba maty noana
Ilay fitiavan-dreny no mahatonga ireny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Black Jack'sVangy : 4382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dolbia
Daty : 08/01/2008 09:33