Hiakam-pijaliana (Black Jack's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vdtwzqj Hiakam-pijalian’ny Afrikana iray hiharan’ny fanavakavaham-bolon-koditra…

Nolazaina aho fa hoe ratsy tononkira.serasera.org saina
Nenjehina qrbkyr sy nogadraina
Mainty aho dia hoe : olon-dia
Ka tsy mendrika ho velona ety

Ny fianakaviako rehetra
Nampiharana ny herisetra
Ny raiko dia nalatsak’aina
Ny reniko vetavetaina

Ny lanitra tsy andrin’ny hafa
Andrasako mandra-pitraka
Mainty aho f’izaho tsy hitomany
Satria reharehako izany
Ny taniko dia nobaboina
Ny namako dia novonoina
Ny ezaka mba vitanay
Nodorana ho kpqzx kila sy may

Maharary aho fa tsy mitaraina
Miandry aho fa tsisy antenaina
Ny hasin’ity fireneko
Io no sisa mba andry sy hareko


Ny lanitra tsy andrin’ny hafa
Andrasako mandra-pitraka
Mainty aho f’izaho tsy hitomany
Satria reharehako izany
O Raha ilaina ho sorona ny aiko
Foiko tsy zarazaraiko
Ho mendrika sy hahatafita
Hanafaka anao ry Afrika

Afrika entanin-tsento ! Afrikana ireo razambeko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Black Jack's
Vangy : 4391
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dolbia
Daty : 08/01/2008 09:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412