Billy Billy (Black Jack's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toky tsy hita leitsy Billy no mampiasa loha azy
Hay fahita io leitsy Billy, mankaleo mankalao
Ny vao Billy anie mazana manaitra maso mahatamana
Fa toa feno hazavana
Ny zava-bita leitsy vdzc Billy dia tsy hitamberina intsony
Ny ho avy tsy hita leitsy Billy, ataovy zay ho ambony
Ny lasa leitsy homba ny lasa, ny ho vay indray izao no asa
Zay no ataovy fikasa
Billy Billy tononkira.serasera.org e (4)
Tsy taitra ialahy tsy maika Billy, zay tonga ihany tsy tara
Mafana be ny paika Billy, dia mbola misy ny anjara
Raha mbeso kely ialahy no voa, hahita aretin’andoha
Mety hivaha ihany koa
Billy Biily e (4)
Tano ny azo leitsy Billy fa sarotra izao ny mila
Andeha mba fetsifetsy Billy sao plgeeb dia mba mivaralila
Ny manantena qilgq tsisy sarotra, ny lela aleti-behivavy
Ka miezaha mba migafy.
Billy Billy e (4)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Black Jack'sVangy : 4423
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanasina7
Daty : 17/11/2013 18:21