Bitsika (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bitsika mangina feno anatra
Natolotrao ho ahy ho filamatra
Hanitsiako ny làlako feno fandrika
Miankina aminao tsy mba miangatra
Fisaorana no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
Tompo ô! Ianao mpizara hazavana
Tompo ô! Resiko ny herim-pahotana
Tompo xgluqbwn ô! Noho Ianao dia velona aho
Tompo ô! Mamiko ny anatrao
Bitsika mangina nandresy tahotra
Hiderako koa ny zava-boahary
Bitsika mandrendrika ny sarotra
Mitarika ahy hitia Anao hatrany
Fisaorana uhes no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao fvslt ry Avo
Hanoro sy hanome ahy tononkira.serasera.org koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
Natolotrao ho ahy ho filamatra
Hanitsiako ny làlako feno fandrika
Miankina aminao tsy mba miangatra
Fisaorana no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
Tompo ô! Ianao mpizara hazavana
Tompo ô! Resiko ny herim-pahotana
Tompo xgluqbwn ô! Noho Ianao dia velona aho
Tompo ô! Mamiko ny anatrao
Bitsika mangina nandresy tahotra
Hiderako koa ny zava-boahary
Bitsika mandrendrika ny sarotra
Mitarika ahy hitia Anao hatrany
Fisaorana uhes no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao fvslt ry Avo
Hanoro sy hanome ahy tononkira.serasera.org koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 664
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:18
