Bitsika (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bitsika mangina feno anatra
Natolotrao ho ahy ho filamatra
Hanitsiako ny làlako feno fandrika
Miankina aminao tsy mba miangatra
Fisaorana no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy koa
Ny hery tsy hay tovozina tononkira.serasera.org avy aminao Jesoa
Tompo ô! Ianao mpizara hazavana
Tompo ô! Resiko ny herim-pahotana
Tompo ô! Noho Ianao dia velona euhn aho
Tompo ô! Mamiko ny anatrao
Bitsika mangina nandresy tahotra
Hiderako koa ny zava-boahary
Bitsika mandrendrika bdecm ny sarotra
Mitarika ahy hitia Anao hatrany
Fisaorana no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
cblgvu
Natolotrao ho ahy ho filamatra
Hanitsiako ny làlako feno fandrika
Miankina aminao tsy mba miangatra
Fisaorana no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy koa
Ny hery tsy hay tovozina tononkira.serasera.org avy aminao Jesoa
Tompo ô! Ianao mpizara hazavana
Tompo ô! Resiko ny herim-pahotana
Tompo ô! Noho Ianao dia velona euhn aho
Tompo ô! Mamiko ny anatrao
Bitsika mangina nandresy tahotra
Hiderako koa ny zava-boahary
Bitsika mandrendrika bdecm ny sarotra
Mitarika ahy hitia Anao hatrany
Fisaorana no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
cblgvu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BITSIKA MandrosezaHits : 741
Likes : 0 Like
Created by : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:18
