VONINAHITRA SY HAJA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra sy orjxudvz haja, no tononkira.serasera.org indro atolotray
Ho anao Jesoa Mpanjaka, ho Anao mandrakizay
Fa azonao ny fandresena, noho ilay famonjena
Izay nanoloranao tena, an-tsitrapo tsy noterena.
Ny mba hany faniriako, tsy hisaraka aminao
Fa Ianao no fiadiko, sy apingako izao
Ka tsy atakaloko Anao, raha izao tontolo izao
Fa ny Voninahitrao, no asandratro izao.
Fiverenana :
Ka ny xwmm heriko rehetra, entiko hanompo Anao
Izao sitrakao rehetra, Jesoa O! no aoka hatao
wjvcujmx

--------
Rohy: