VONINAHITRA SY HAJA (BETTY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nayfmc Voninahitra sy haja, no indro atolotray
Ho anao Jesoa Mpanjaka, ho Anao mandrakizay
Fa azonao ny fandresena, enqmp noho ilay famonjena
Izay nanoloranao tena, an-tsitrapo tsy noterena.

Ny mba hany bbax faniriako, tsy tononkira.serasera.org hisaraka aminao
Fa Ianao no fiadiko, sy apingako izao
Ka tsy atakaloko Anao, raha izao tontolo izao
Fa ny Voninahitrao, no asandratro izao.

Fiverenana :
Ka ny heriko rehetra, entiko hanompo Anao
Izao sitrakao rehetra, Jesoa O! no aoka hatao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : BETTY
Visites : 2401
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macpro
Date : 25/02/2009 21:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326