VONINAHITRA SY HAJA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra sy haja, no indro atolotray
Ho anao Jesoa Mpanjaka, ho Anao gezo mandrakizay
Fa azonao ny fandresena, noho ilay famonjena
Izay nanoloranao tena, an-tsitrapo tsy noterena.
Ny mba hany faniriako, tsy hisaraka aminao
Fa Ianao no fiadiko, sy apingako izao
Ka tsy xsuae atakaloko Anao, tononkira.serasera.org raha izao tontolo izao
Fa ny Voninahitrao, no asandratro izao.
Fiverenana :
Ka ny heriko rehetra, entiko hanompo tbhozb Anao
Izao sitrakao rehetra, Jesoa O! no aoka hatao

--------
Link: