SAFIDY (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ny fitiavako tsy miova
Fa hitoetra aminao mandrakizay
Na mafy ny ady na ho zdbq mora
Efa ianao no maqllbw voafidin’ny Ray
Resinay ny fahavalo
Fa Jehovah cfjew no miady ho anay
Ny aretin-dratsy mampivalo
Dia tsy hanan-kery aminay
Fiverenana :
Tokana ihany ny safidiko
Hialako amin’ny fakam-panahy
Dia ny hanaja ny ao an-tranoko
Dia ho resy ny Sida.
Betty 2005
Fa hitoetra aminao mandrakizay
Na mafy ny ady na ho zdbq mora
Efa ianao no maqllbw voafidin’ny Ray
Resinay ny fahavalo
Fa Jehovah cfjew no miady ho anay
Ny aretin-dratsy mampivalo
Dia tsy hanan-kery aminay
Fiverenana :
Tokana ihany ny safidiko
Hialako amin’ny fakam-panahy
Dia ny hanaja ny ao an-tranoko
Dia ho resy ny Sida.
Betty 2005
--------
Lien:
