SAFIDY (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako tsy miova
Fa hitoetra aminao mandrakizay
Na mafy ny ady na ho mora
Efa ianao no myhjg voafidin’ny Ray
Resinay tononkira.serasera.org ny fahavalo
Fa Jehovah no miady ho anay
Ny aretin-dratsy mampivalo
Dia tsy hanan-kery aminay
Fiverenana :
Tokana ihany ny safidiko
Hialako amin’ny fakam-panahy
Dia ny hanaja ny ao smnd an-tranoko
Dia ho resy ny sgyt Sida.
Betty 2005
Fa hitoetra aminao mandrakizay
Na mafy ny ady na ho mora
Efa ianao no myhjg voafidin’ny Ray
Resinay tononkira.serasera.org ny fahavalo
Fa Jehovah no miady ho anay
Ny aretin-dratsy mampivalo
Dia tsy hanan-kery aminay
Fiverenana :
Tokana ihany ny safidiko
Hialako amin’ny fakam-panahy
Dia ny hanaja ny ao smnd an-tranoko
Dia ho resy ny sgyt Sida.
Betty 2005
--------
Lien:
