SAFIDY (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako tsy miova
Fa hitoetra aminao mandrakizay
Na mafy ny ady na ho tononkira.serasera.org mora
Efa ianao no voafidin’ny Ray
Resinay ny fahavalo
Fa Jehovah xeiddk no miady ho anay
Ny aretin-dratsy mampivalo
Dia tsy hanan-kery aminay
Fiverenana :
Tokana ihany ny safidiko
Hialako amin’ny fakam-panahy
Dia ny hanaja ny ao an-tranoko
Dia ho resy oodwk ny qmii Sida.
Betty 2005
Fa hitoetra aminao mandrakizay
Na mafy ny ady na ho tononkira.serasera.org mora
Efa ianao no voafidin’ny Ray
Resinay ny fahavalo
Fa Jehovah xeiddk no miady ho anay
Ny aretin-dratsy mampivalo
Dia tsy hanan-kery aminay
Fiverenana :
Tokana ihany ny safidiko
Hialako amin’ny fakam-panahy
Dia ny hanaja ny ao an-tranoko
Dia ho resy oodwk ny qmii Sida.
Betty 2005
--------
Link:
